Faly dia faly izahay mpanomponao Izay mihira eto anatrehanao ; Fa be fiantra Hianao, ry Jeso Tompo tianay ! Ka feno haravoana tokoa izahay : Faly dia faly izahay mpanomponao Izay mihira eto anatrehanao. Ela dia ela no nandavanay Anao, Be ny zava-dratsy efa vitanay, Na diso aza izahay, anefa faly aminao, Fa afakao ny helokay, ry Tompo tianay ! Faly dia faly ..sns. Sarotra tokoa ny alehanay izao ; Be ny alahelo iaretanay ; Na ory aza izahay, dia mbola faly aminao, Fa levonao ny tahotray, ry Tompo tianay ! Faly dia faly ..sns. Manantena tsara izahay mpanomponao Mba handray ny zaza tehirizinao ; Rehefa maty izahay ka entinao an-danitra, Ho azonay ny lova soa hatolotrao anay ; Faly dia faly ..sns.听 حين أرى صليب في وقت ضعفي Quand je contemple سيملك للأبد tʿạlwạ tʿạlwạ yạ tʿạby̱ smʿt ạlṣwt bynạdy Ийса, Сен миримлйсең Dziękuję Tobie, Zbawco drogi 主啊我们有一个心愿
Song not available - connect to internet to try again?