Fanavaozana izay mahagaga tokoa Nomen'i Jeso ahy re ! Fahazavan'ny fanahy izay mahafa-po Nomen'i Jeso ahy re ! // Hatramin'izao dia endrey, endrey // Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jeso. Ny fiainako be siasia taloha Voaova mihitsy izao Eny, ny fahotako, izay nahavoa Voasasany koa izao, // Hatramin'izao, ..sns. // Ny finoako, ny fanantenako dia be Ny tokiko fatratra koa Ny fisalasalana dia levona re, Ny saiko mandroso ho soa. // Hatramin'izao, ..sns. // Tonga mamirapiratra fatratra erý Ny aloky ny faty re ! Ka dia tsinjoko ilay vavahady arý Mankao an-tanàn-dehibe // Hatramin'izao, ..sns. // Tsy miato, mizotra mankany tokoa Ny diako hatramin'izao Hovantaniko any Ilay Tompo soa Jesosy malala no ao. // Hatramin'izao, ..sns. //Kartal Gibi ʿndmạ yḥyn wqty Tanrım, Kralım 주님은 신실하고 항상 거기 계시네 Qýan aspan, qýan jer! nǐ shì wǒ yī shēng de yún zhù huǒ zhù ạ̉nạ lyạ ạ̹lh yḥmyny «Allah» sözü müqəddəsdir, boş yerə çəkmə ismini RAL MI NAI ZOH TUAH U Biz jamoatmiz
Song not available - connect to internet to try again?