Fandalovana atý, Lanitra honenako ; Efitra izao tany izao, Lanitra honenako ; Voahodidin-doza atý, Reraka ao an-dalana, Valaka sy sasatra ; Lanitra honenako. Na mandrivotra aza atý, Lanitra honenako ; Tany no hilaozako, Lanitra honenako ; Alon-dranomasina Sy ny rian-drano be Tsy hisakan-dalana ; Lanitra honenako. Ao an-tratran'i Jeso, Lanitra honenako ; Afa-pahoriana Lanitra honenako ; Ao ny olo-masina Izay mba tiako tatý, Faly raha hitako ; Lanitra honenako. Dia tsy halahelo aho, Lanitra honenako ; Mafy ny manjo atý, Lanitra honenako ; Ao no hitoerako Faly anatrehan-dRay, Ao homeny toerana ; Lanitra honenako.Doxology Hospodin nedá ti viac Худовандга янги бир қўшиқ айтинг Tu serce me! Кьорпе Фидан Гиби Раб'бин ЬОнюнде Дурду Моля те, Исусе Tuwılǵan kún İman Sayesinde Халлелуя Тек Аллах'а Ga Duhu Dayawa A Duniyan Nan
Song not available - connect to internet to try again?