Ray o! mba faniriako, Raha toa ka sitrakao Ny handova lanitra Dieny ety an-tany Kanefa tsy izaho irery F'ireo izay mino Anao Hiaraka amiko Hatrany hatrany. Endrey ny fiainanay anilan-dRay Ny Tompo iray, Fanahy iray Iraisana avokoa 'reo asa soa Iray ny fo, iray ny loha Ray o! nahoana moa e! Raha atomboka anio? Ray ô! mba faniriako Raha toa ka sitrakao Ny ho zanaka manoa Feno fahendrena Hilofo hatrany koa Hamita ireo asanao Ka tsy hirehareha Fa hanetry tena. Endrey ny fiainanay anilan-dRay sns...Боже славить я хочу Раб Сизлери Кутсасън To On daje nam Хвалите Господа, Творца небес Что посеешь то пожнешь Когато аз отчаян, уморен สุขที่ไหนจะมาเปรียบปาน Jezu, któż jak Ty My Bond Forever Bi på Herren, vær ved godt mot.
Song not available - connect to internet to try again?