Finaritra ny masoko Mijery ny Mpanjakako ; Ny vavako hisokatra Hidera ny Mpanavotro ; Andro soa, andro soa, Fa Jeso no Mpanavotra ; He ! ravo ny fanahiko Mihira ao anatiko, Andro soa, andro soa, Fa Jeso no Mpanavotra. Ho tiako ny Tompoko Ambara-pahafatiko, Fa Izy no Mpanafaka Manaisotra ny heloko ; Andro soa, ..sns. Faingàna re, ry havako ! Hatòny e ! ny Tomponao ; Andeha mba hiaraka Hihira sy hivavaka ; Andro soa, ..sns.Tu eşti uşa prin Tine vom intra sẖạyl ṣlyby̱ İsa, Görkemli Rabsin! Տերն է Մեր Փրկությունը گاڤا مسيح كَتَه دْلِه مْن Молитва за каждого My will ạlrb qd mlk + ạ̉frḥ yswʿ ḥrrny Ojcze mój kocham Cię Милости просим
Song not available - connect to internet to try again?