Foana ny fasanao, Jeso Tompon'aina ; To tokoa ny teninao Ka notontosaina. Foana ny fasanao, Tompo mana-kery, Gaga teo ny rafinao, Resy 'lay Mahery ! Foana ny fasanao, Fa efa novohana ; Maito ny fatoranao, Tsy mba nahatana ! Foana ny fasanao, Zanaky ny Avo ! Aina no nasehonao, Zava-maharavo !jʿạn qlby̱ lyk yạ fạdy̱ Yaşadığım sürece Исаның Адында 在主里我亏欠你 zhǔ wǒ jiāng nǐ de huà cáng zài wǒ xīn lǐ ạ̹n kạnt ḥwly tjạrb wậlạm ۇنۇتپاعىن، بئر سەن ۅزۉڭ قاالاپ أنت أبرع جمال Кандай жакшы ندعوك ملكًا
Song not available - connect to internet to try again?