Haleloia ! Miderà ! // Asandrato re ny feo // Miderà ny Ray Tsitoha, // 'Zay Mpamorona anareo // Fa Mpanjaka manan-jo, Haleloia ! Haleloia ! Haleloia ! Mihirà ! // Lehibe sy masina // 'Lay Mpahary anareo. // Ao ny ranomasina // Sy ny biby marobe 'Ndray mihoby ! Haleloia ! Raiso re, ry Tompo ô ! // Ny mpanota toa anay // 'Zay miantoraka Aminao // Mba henoy ny vavakay // Ho fanatitra madio, 'Zay atolotray anio.Aprimi gli occhi del cuore A chi griderò Таны хайр сүнсийг минь rab isa bizimle Naintea Domnului eu vin По высоким горам Пастырь What the lord has done in me مشتريك أنا بأشكرك Prichádza Kráľ slávy
Song not available - connect to internet to try again?