Hankaiza izahay, Jesosy ô, Aminao, Aminao, ao Aminao, Tsy misy zava-tsoa Jesosy ô, Ho anay afa-tsy ao Aminao. Fiv. Aminao Jesosy (Aminao Jesosy) Aina ho anay (Aminao Jesosy) Aminao Jesosy Zay no mahatsara anay. Raha mbola eto koa Jesosy ô, Toky sy aronay, ao Aminao, Tsy misy vonjy koa Jesosy ô, Ho anay afa-tsy ao Aminao. Raha hody izahay Jesosy ô, Sambatra, tretrika ao Aminao, Ho hitanay ny Ray, Jesosy ô, Ampy izay, soa tokoa, ao Aminao.Magnificat ఓ యువతీ యువకా - ఓ యవ్వనుండా lmạ btạ̉ml جۇرەگىممەن Gnade erfüllt mein Herz mit Dankbarkeit Ia-ma Doamne-n slujba Ta Эзэний Нэрийг магт Le Prince de la vie Прекрасен Ты! 神必作我们永远的保障
Song not available - connect to internet to try again?