Havaozy, Tompo ô ! Izao rehetra izao Ka aoka mba ho hita ao Ny voninahitrao. Ry Tompo Mpanasoa Levony avokoa Ho fongatra tsy hisy re Ny ratsy marobe. Izao taona vaovao Diavinay izao Ho fanavaozan-dehibe Ny tenanay anie ! Ka ny fiainanay Izay ratsy hatrizay, Ovay hatramin'ny anio Ho tsara sy madio. Havaozy, Tompo ô! Ny Fiangonanao O! akambanao ho iray, Hiray mandrakizay. Ry Tompo be fitia, Tongava, mamangia; Mba tanteraho aminay Ny fanavaozanao.ṣgẖyr wlạ kbyr บริสุทธิ์ องค์บริสุทธิ์ Duchu Boży Élni benned Jézus Min Jesus lever أفرح بيك Тахтънъ Б'рактън, Таджънъ Хем Де Innalzati e salvami Siamo qui Otvor mi oči!
Song not available - connect to internet to try again?