He ! ali-maizim-pito e ! Sao very ao ny marobe, Satana no manjaka ao, Mivadi-po ny olona ao : Avia, ry Masoandronay, Mba hazavao ny taninay ! Fa ny mazava ho anay Ao Aminao, Jehovah Ray ! Mamirapiratra tokoa Ilay Fitarikandro soa. Avia, ..sns. Ry Jeso Masoandronay ! Miandry eto izahay ; Mba misehoa Hianao Fanilon'ny fanahy ô ! Avia, ..sns. Dia hazavao ny taninay, Andrao very eto izahay ; Savao ny aizim-be izao Hizorany mankaminao Avia, ..sns.Исанын Севҝиси mlkwth mạ lạ yzwl ณ ที่นั่น Иисус мне больше чем весь мир Hvor dypt Faderens kjærlighet til oss Za slunce a krásu řek Sevgi Her Lisanda С"богом! Si je crois en toi Worship The King
Song not available - connect to internet to try again?