He, dera, laza, hery, Anao, Jeso ô ! Ny zaza no hilaza Ny voninahitrao Hianao Mpanjaka tia, Hianao no Tomponay Izay tonga ho Mpamonjy Sy ho Mpisolonay. He, dera, laza, hery, Anao, ry Jeso ô ! Ny zaza no hilaza Ny voninahitrao. Midera Anao, ry Jeso ! Anjely marobe Ka izahay an-tany Ta hankalaza Anao, Toy izay nataon'ny zaza Izay tao Jerosalema, Nitondra ny rofia Ho fanajana Anao. He, dera, ..sns. Raha mbola tsy nijaly Hianao, ry Tompo ô ! Nidera Anao ny zaza, Ka faly Hianao ; Koa mbola hoderaina Hianao ankehitrio, Ry Jeso Tompo tia ! Mandrakizay doria. He, dera, ..sns.De cand urmez pe Isus Течет ли жизнь мирно подобно реке بحبك كتير Lo, He comes with clouds ดุจพฤกษาในยามเช้า تأمل 2 Когда устанешь ты в пути суровом Donolar Qutqardyń meni Isa Гьозлерим' Далара
Song not available - connect to internet to try again?