He, lasa izao ny malala ! Nifindra ao an-dapan'ny Ray ; Isika rehefa miala, Ho faly hahita azy indray, Isika izao mitomany, Iharan'ny mafy manjo ; // Jesosy mahita izany, Ka Izy hanony ny fo // Matetika re ny mangidy Avela hihatra aminao, Ka aoka mba tsy hanadidy, Fa feon'ny Tompo izao, Ny zanaka tian'ny rainy Tsy maintsy anariny re ! // Izay mahasoa ataony, Ombam-pitiavana be // Ny fo mora kivy ario, Fa tsy mba hanary ny Ray ; Ny mamy tsy hita anio Haposany rahatrizay, Hofaohiny ny ranomaso, Soloam-pifaliana be ; // Ny toky omeny andraso, Fa ho tanterahiny re ! //Aquí en Galicia conocí Bože, Ty si mocným slovom stvoril zem i nebesá Прилетел белый лебедь yạ mrạyẗ Көзімді ашшы Тәңірім Veď mne stále Рахмет Саған, Құдай! Зинджирлери Кърмак zhù fú zhǔ nèi xiǎo péng yǒu ما أبهى أن نجتمع الى اسم فادينا المسيح
Song not available - connect to internet to try again?