He mahagaga anay Ny fitiavana Nasehonao, ry Jeso ô ! Mba ho anay. Ny fijalianao Ilay tao Golgota, Indrisy ! lalina tokoa Ny ngidiny. Na mafy aza izay Tsy nandosiranao, Nataonao tsinontsinona Ny teninao. Ny fitiavanao, Fa tsy ny fantsika, No anton'ny nihantonanao Tao Golgota. Ny ra nalatsakao No vidin'ny ainay, No fijaliana nentinaonao No avotray. Tsaroanay izao, Derainay avokoa Ilay fitiavanao anay, Ry Tompo soa !امسك إيدى للورى خل وحيد ھاياتنىڭ تار يولىدا كېتىپ بارىمەن Venne un uomo sulla terra Незаметно дни бегут за днями Xilaskarım, Sənə yalvarıram sẖạmkẖ lạ yḥny̱ rạ̉sy ʿjyb msẖyr Il tuo grande amore ạltʿbạn lmạ byljạ̉
Song not available - connect to internet to try again?