He manolo-tena ho Anao Fa mandre ny feo sy antsonao 'Zato tenako izay mania Ka raiso Tompo, raiso ry Jesoa Tia Hanoa ny sitrakao Hanao izay tianao Ka ho mpanompo vonona Sy sahy koa Hitory hatrany ilay Fitiavanao Ambaram-pialam-pofon'aiko Jesoa. Eny Tompo tsy mba mendrika aho Feno loto ny ao am- poko ao Nefa re ilay fitiavanao No inoako handray ahy Ho Mpanomponao Hanoa ny sitrakao sns... Eo anilanao no fifaliako Ho Anao mandrakizay no tiako Ny ho vavolombelonao Jesoa No mamiko sy tena iriko tokoa Hanoa ny sitrakao sns... Fantatro fa sarotra ny diako Marobe ny zavatra ho sedraiko Nefa raha Ianao no momba ahy Dia tsy hanan- tahotra ny fo sy fanahy Hanoa ny sitrakao sns...ạ̉nt lst ṣwrẗ sydy Chcemy Ciebie wielbić Құдай біздің панамыз бен күшіміз Stojíme pred tvárou ạ̉yn sẖwktk yạ mwt Ať hrozivě vlny Mon âme cherche ta présence مثل الصخرة Daj prebudenie! సిలువలో సాగింది యాత్ర
Song not available - connect to internet to try again?