He! ny fifaliako, faly izao ny foko, Fa Jesosy Kristy no Mpamonjiko, 'Zao no faniriako, 'zao no tena tiako, Tsy hisaraka Aminao. 'Zao no tiako (bis) Hiara-belona Aminao, ry Jeso, Ka iriko (bis) Tsy hisaraka Aminao.ХАВА НАГИЛА Misy zaza marobe Взгляни Великий Вечный Стой, брат Ó, Pane, môj život يسا مەنى قۇتقاردىڭ سەن ولىمنەن Per sempre canterò il Tuo amore Nichts auf dieser Welt Хвалим името Ти ạllh ạ̉nt kẖlạṣy fạ̉ṭmỷn
Song not available - connect to internet to try again?