He, ny hoby ao an-danitra, Fa Mpamonjy re no teraka, Io no Zanak'Andriamanitra, 'Lay Tanteraka. Mifalia, mihobia, Fa tonga ho anao ny Tompo tia Ka mba hirao sy lazao Ny famonjena azonao ! Zava-mahagaga fatratra Ny fitiavan'Andriamanitra, Ny mpanota tafasaraka Tonga sambatra ! Mifalia, ..sns. O ! ry tany izay asandratra, Ka vangian'ny Tompon- danitra, Inona ary no atolotra Ny Mpanavotra ? Mifalia, ..sns.Let God Arise Сүнснийхээ хур бороог دم الرب اشترانا وافتدانا ومىردە نەلەر بولمايدى؟ Джесур ве Гючлю Ол Sığınağım Sensin On je živý Севинин кардашлар, хер заман севинин ! Открой нам глаза, Господь Beránku, vzdáváme ti čest
Song not available - connect to internet to try again?