Hevero ny fihaonambe Arý an-danitra ; Vahoaka izany re ! // He, samy sambatra // Ho vory ao ny iraky Ny Tompom-bokatra, Mitondra amboarany // Am-pihobiana // Ny isam-pirenena atý Dia samy misy ao, Ny teny izay ninoany // Tanteraka izao // Ny feon'ny fisaorany Ho toy ny riana, Ny hira iray iraisany, // Ka samy mirana // Ny lanitry ny lanitra Dia feno hobiny, Ny Zanakondry masina // No ao anivony // Ry Ray be fitiavana, Izahay mba taominao, Mba samy ho tafangona // Ao anatrehanao //Tomado de la mano con Él wạnạ ʿạrf rby كۇيە باسقان شىراعىڭنىڭ Ţi-alege inimă ţi-alege Йюреимде Ъшък Česť, chvála tebe patrí len К Тебе, Иисус, Всем сердцем, Всей душой ماالىندا، ماالىندا lyʿẓm ạntṣạrnạ bạldẖy ạ̉ḥbnạ Himak okhlili hoka
Song not available - connect to internet to try again?