Hianao, Jehovah Tompo ! No hatoninay izao ; Avy izahay hanompo Sy hanao ny sitrakao ; // Indro, raiso, Raiso ho Anao izahay // Mba tantano sy arovy, Fa malemy izahay ; He ! marary sy farofy Hianao no herinay ; // Ody aina Hitsaboanao anay // Mpivahiny ka mahantra, Entonao, Fanahy ô ! Ana sy mangetaheta, Asehoy ny antranao ; // Ranon'aina Hosotrinay izao // Tranonao madio no any, Vorodamba no anay, Fa hilaozanay ny tany, Ka soloy ny lambanay ; // Lamba fotsy Hitafianay anie //Калбымың гөзүни ач Реб dạys ʿly̱ ʿslk Бизга Раббим yhwh yswʿ rbnạ Duchu Boží, ku mne príď! Защищен надежно я A lopi Ie! Господу радостно пой вся земля آن الأوان ترجعي جاي وأنا مشتاق
Song not available - connect to internet to try again?