Hianao, Jehovah Tompo No itokiako Ka tsy matahotra aho Fa manana Anao. Ry Harambato mafy, Izay ao mandrakizay Ny foko tsy hanahy, Fa miankina Aminao. Mitsoka mafy loatra Ny rivo-doza re, Kanefa tsy hihoatra Ny fefy lehibe. Ry Aron'ny tanora, Ry Tokin-dehibe Ho heriko isan'ora Ny herinao anie. Raha tonga re ny fetra, Ny andro tapitra, Haneno ny trompetra, Hihovitrovitra. Kanefa matokia, Ry foko fa Jeso Hitantana ny dia Ho eo anilanao.nfsy yạ rb Salmo 56 Uram, irgalmazz nekünk رافعين عالي Il sogno Очень рано на рассвете امشى مع يسوع Бал бөбектің аралы бұл Муқаддасдур, Муқаддасдур Номинг مافيش غيرك يشبع نفوس
Song not available - connect to internet to try again?