Hianao, ry Tompon'aiko, Maty noho ny otako, Tsy mba takatry ny saiko Izany fijalianao Nefa sitrakao nijaly Hahazoako mifaly ; Ry Jesosy, Hianao No isaorako izao ! Safotry ny fandatsana Hianao, Mpanavotra Handovako fanjakana Feno voninahitra. Voaratra, voaeso, Ary voasatro-tsilo Noho ny hadisoako, Koa dia isaorako ! Tianao izahay mpanota, Helokay no nentinao ; Resinao ny tambin'ota Izahay nafahanao ; Voaloanao ny trosa. Izahay mpanota kosa, Tonga olom-potsinao, Ka derainay Hianao !ع بقاعكفرا Oh wie sehr ich sie liebe ạ̉ty ạ̹lyk ḥbyby Ach, milý Pane, v tomto smutnom čase Հավատք Շարժում ենք Сени Беклеркен Finaritra, ry Tompo o! Витесда Никогда كفايتي في من فدى نفسي من الهلاك
Song not available - connect to internet to try again?