Hira fiderana ho Anao ry Ray Tsy afaka ato am-bavako mandrakizay Hira mampifaly, mampitony jaly Mampiravoravo fo Ny talenta izay efa nomenao ahy Hiderako Anao n'aiza misy ahy Mba hamelon'aina, hampitony saina Hampiray ny miaina Hira tsotra ihany, nefa na dia izany Ho Anao tokoa no hikaloako Raiso re, ry Tompo, F'io no porofom-pitiavako Anao Hira avy ato am-poko, indro fa vetsoiko Ho Anao ry Raiko izay antsoiko Hira tena mamy, manambara hatrany Fa tena tiako IanaoSzent vagy... Magasságos Жаннат Señor Jesús yo sé tu amor Lord, you are calling Ci sei Tu yswʿ ḥy fy مۇقەددەس ئاتام بار Tenteramlah, Hai Jiwaku Доброго ранку ความหวังของฉัน
Song not available - connect to internet to try again?