Ho vavolombelonao N'aiza n'aiza no aleha Izay no faniriana vao Sy ataoko rehareha, Ka raha asa no atao Inty tokoa fa vonona ( ho vonona aho ) Tsy hiala na handao, Tompo ô, iraho aho ! Ho vavolombelonao Eran-tany raha ilaina Toy ny loharano vao Izay mamelombelona aina Hanasoa ny tany hay Efa mihamaina taho ( mihamaina ) Tompo ô, inty indray Alefaso, vonona Aho. Ho vavolombelonao Ao anaty fitsapana, Ka hijoro ho Anao, Na fefena, na rarana, Tsy hiahotra ny dia : Fa Hianao naniraka Ahy ( naniraka Ahy ) Tsy hiahotra aho satria Amiko Hianao Mpitahy.Vite... à nouveau sur pieds Liturgia - Modlitwa wiernych Лишь одна дорога Xəyalım Dolanır Hark, my soul/St. Bees fwq kl qwẗ wryạsẗ Vstal z mŕtvych milý Kristu Pán, raduj sa, raduj sa, ó kresťan, Ten, ktorý bol pochovaný, vstal z mŕtvych, vstal z mŕtvych v deň slávny Тамам олду О إلى أقصى الدنيا Coros celestiales
Song not available - connect to internet to try again?