Hobio, ry olombelona ! Jesosy dia velona, Ny fasana dia rava ; Misokatra ny lanitra, Dia resin'ny mazava. Jeso Kristy No deraina sy hajaina. Fa Mpamonjy, Tompon'aina mahavonjy. He ! misy làlana indray Ho ao an-danitra, izay Miandry ao ambony ; Fa vitan'ny Mpanavotra Ny vonjy mahasambatra, Ka sitraky ny fony Handray izay Mitomany, mba ho any Amin-dRainy ; Fa izany dia hainy !ạ̉nạ mṣry لسه صغنن Ահա Կուգա Հիսուս Օրհնյալ Toute cité Neer The Cross - Music تأمل 2 Zmartwychwstał Pan يارب يا واحة وراحة TAMH LO TEIN HNGAK KO ЩОМ МЕ ВОДИШ
Song not available - connect to internet to try again?