Ny fahasoavanao, izay nahatoy izao, Ary koa ny soa efa narotsakao, 'Zany re, ry Tompo no niainana hatrizay, Ary mbola hiainanay anio, mandrakizay. Tsy mba fantatray izay ho ampitsonay, Maizina tokoa raha ny làlanay ety, Nefa Tompo ô ! Ianao no itokianay, ka Tsy ho tampoka aminay izay tendrinao. Be ny fikasana hanao ny sitrakao, Nefa tsy mahalala 'zay tokony hatao, Azavao ny sainay, toroy mba hahalala, Fa Ianao no hahita 'zay mahasoa anay.За Любов, за Милість, за Спасіння... kfạyẗ ạ̹nk mʿạyạ Гелин ьовелим Исраил Мемлекетинде I have journeyed Magasztalja lelkem On je kráľov Kráľ عمري ما شفت في يوم Glorioso Cristo ạlrb ʿzy wtrsy - The Lord is my strength
Song not available - connect to internet to try again?