Ilay havoana Natao hoe Kalvary, No tany namonoana, Ny Tompo Jesosy; O ! tsarovy re ! Maty ory tao Jeso Tompo lehibe Hanavotra anao. Jereo ny Tomponao, Tazanonao irý, Ka andrandrao ny masonao, Fa io no Kalvary ! O ! tsarovy re ! ..sns. Hevero Kalvary, Fa tao ny Tomponao ; Tsarovinao ny nentiny Mba hamonjena anao! O ! tsarovy re ! ..sns. Tsinjovy Kalvary, Fa Jeso Tomponao, Nijaly tany raha tetý, Ka maty Izy tao ! O ! tsarovy re ! ..sns.Numai Tu-mi cunoşti durerea Любовь Отца yī shēng hái shì yào chuán fú yīn يا يسوع أنت على الصليب Un día caminé en soledad Эзэн рүү хандсан чин хайр ليس بأعمالي A DAWTNAK IN A KAN KAWLTU Түүний нэрийг Лисицы имеют норы
Song not available - connect to internet to try again?