Indreo ao an-danitra ny olo-marobe, Mitsangana manatrika ny Zanakondry, re ! Akanjo fotsy lava no anaovany, Ka sampa-palma fandresena no an-tànany. Ka iza moa ireo, ary avy taiza re ? Ireny dia avy tamim- pahoriam-be, Nanasa sy namotsy ny ankanjony Tao amin-dran'ny Zanakondry, Izay Mpanavony. Ny tia ny maloto tsy ho ao an-danitra, Fa masina ny tonga any, sady sambatra Mihira fiderana sy fisaorana No zavatra ataony amim- pifaliana. Endrey, maniry mafy aho mba ho isany, Hiaraka hihoby sy hifaly Aminy ; Anefa an'ny Tompo ny fotoana, Ka dia Izy no manendry ny hodiana.ḥqy ạ̉sbḥ อิมมานูเอล So You Would Come 复兴在今天 Младенец что скончался и так страдал سوف أنسى الأمس قدوس قدوس I Will Exalt You All Things Work Together For Good ạ̉yhạ ạlrb
Song not available - connect to internet to try again?