Indro, fa velona Jesosy Tompon'aina ! Foana ny fasana Resy izao Satana. Iza indray no hitomany, Raha nahare izany ? Ry foko sasatra Manahy fatratra, Heveronao izao ; Ho afaka ny sentonao ! Indro, fa velona Jesosy Tompon'aina ! Izy nitsangana ; Ravo ny fo sy saina. Jeso Tompo nolatsaina Tonga loharanon'aina, Ry havana, andrandrao Ny lanitra izao : Jesosy velona, Ka azo ny fiainana !صوت التهليل جوايا دليل ПОМАЗАНИЕ ВЪРХУ МЕН nyạln skạn bytk En este dia feliz, en este santo lugar Jedno Бана Конуш Cristo, nombre glorioso حبك ربي بيحيرني Sufletul meu Îl laudă pe Domnul 我们跟着异象走
Song not available - connect to internet to try again?