Indro Jeso mandondona Eo am-baravaram-po, Injao ny feony mifona Mba haneho indrafo, Aoka izy hovohàna, Fa mitondra famelàna Hampahery sy hitana Ny fanahinao sy fo Efa novidiny lafo Mba ho afaka hianao ; Izy hiara-misakafo Sy hifaly aminao ; Fahasoavana zaraina, Lova ampanantenaina, Iray ny vatsy, iray ny aina 'Ndrey, ny hasambaranao !Босые ноги горячий песок Doamne a Tale cuvinte К Тебе Господь мое моленье Ранок ясніє ạ̉sẖfyny ạ̉rfʿk أنا لك Nella fossa del cuore Отец, Отец мой .. 为爱歌唱
Song not available - connect to internet to try again?