Indro ny Tompo Jesosy, jereo, Tena nihafy tokoa ! He ! fa nivesatra eso, jereo, Mba hamonjena anao ! Indro Jeso, jereo Jeso. Izy izao dia mihevitra anao, Indro Jeso, jereo ! Indro ny Tompo Jesosy, jereo, Efa voahombo tokoa ! He ! fa nijaly tsy meloka teo, Mba hamonjena anao ! Indro Jeso, ..sns. Indry ny lefo-mandoza jereo, Nenti-namely ny Tompo ! He ! fa ny rany nirotsaka teo, Mba hamonjena anao ! Indro Jeso, ..sns.أنا مطمن أنا مش هاخاف ạlbrkẗ wạlqdrẗ wạlmjd wạlslṭạn Tylko Ciebie, Jezu drogi سلطانك Zwróć swój na Jezusa Du gewannst für uns die Siegeskron محتاج لصوتك Рәббим Әйса Рәббим Өзүң Ay bap balaca Bet-Lexem NOHO ITY MARAINA
Song not available - connect to internet to try again?