Injany, misy feo ! Ka iza no tsy mandre ? Ry Kristiana, raiso Adidy lehibe, Manerana ny tany Ny antso avo izao, Ho an'i Jeso Tompo Izao tontolo izao, Mihobia Sy mitoria Ny teny mahafaly Izay voarainareo ; Izao no tena fetra : Ho an'i Jeso soa Ny olona rehetra ho Azy Avokoa. Tsy ho antsika irery Ny fahasoavam-be, Fa ho an'ny olom-bery Tsy an-kanavaka e ! Ny fiantran'ny Tompo Tsy misy fetra, koa Lazaonareo mpanompo 'Lay fitiavan-tsoa. Miasà. Ka milazà Ny teny mampionona Mahafa-po ; Voarainareo ny baiko : Ho an'i Jeso soa Ny olona rehetra ho Azy Avokoa. Ny Tompo no milaza : « Andeha mitoria, » Ka na dia sarotra aza Ny asa, matokia ; Fa tsy mandeha irery Izay mitondra soa, Fa omban'Ilay Mahery Ny irany tokoa, Ka sahia Dia mitoria Ny famonjena lehibe Voarainareo ; Voatsangana ny saina : Ho an'i Jeso soa Ny olona rehetra ho Azy Avokoa. Ry Tompo sy Mpanjaka ! Ampio ny olonao Hanoa sy hanahaka Ka hankalaza Anao, Dia aoka hokendreny Izay katsahinao. Ka hahita famonjena Izao rehetra izao, Ry Tsitoha ! Mba manehoa Ny hery mahagaga izay Anananao : Tongava mba hanjaka : Ka angony avokoa Ny olona navotanao Ry Tompo soa !سبحوا الرب في سمواته عجيبة هي أعمالك Göydən yerə enən təkcə Məsihdir Les cieux proclament Тур, жаркыра бир тууганым Znam drzewko najśliczniejsze Փեսան Գալիս Է Պատրաստվիր Cicha noc Вземи ме за ръката 天是耶和华的天
Song not available - connect to internet to try again?