Ry mino ô, avia re ! Hiara-mankalaza Ilay Mpanjaka lehibe, Fa tena mahagaga Sy sarobidy anie Ny fahasoavan-dehibe Nomeny ho antsika. Tsy asa soa vitako No tokiko anefa, Fa ny Andriamanitro No tsy nisalasala Hanafaka ny otako, Nomeny mba ho avotro Ny Zanany malala ! Jesosy faly eram-po Hamonjy ahy very, Ka azoko ny indrafo. Izay vitan'Izy irery Izaho tena afa-po. Tsy misy atahorako, Izaho tsy ho very. Jesosy Kristy Tompo ô ! Izaho ta-hamaly Ny teny fiantsoanao : « Mba manatòna Ahy ! Izaho dia ho anao, Ho Ahy kosa hianao » Ka manampia ahy. Ny ranao soa nitete No nanadio ahy Ny ainao sarobidy re No nanavotana ahy Mba hitokiako anie Ny famonjena lehibe Natolotrao ho ahy. Isaorana eram-po anie Ny Tompo Zanahary, Fa Izy efa nanome Ny Zanany nijaly, Ka ny devoly lozabe, Ny Ho resy sy ho faty. ota sy ny helokaما بانحنيش Met alles in my het ek U lief ʿly̱ jnạḥ ạlnsmẗ Там далеко Има сила Oh! Que ton joug est facile Все бежим мы Mi corazón rebosa de amor ạlklmẗ mnk msẖ ạ̉whạm Ry varavaran-danitra o!
Song not available - connect to internet to try again?