Inona re no hatakaloko An'i Jesosy Izay mpisoloko ? Ny zavatra izay ho simba va sy mora levona ? Raha mbola hazoniko ny to, Ka tsy maty ny jiro ao am-po, Jesosy tsy soloako na inona na inona. Indro, Jesosy no fiainako, Izy no manda fiarovako ; Izaho efa maty, nefa novelominy indray. Ka na dia mahantra aza atý, Ka tsy mbola nafindra ho arý, Jesosy no anjarako, ka ampy ahy re izay. O, ry Jesosy Tompo tsara ô ! Aza mamela ny fanahiko Hisaraka aminao, fa tano aho ho mpanomponao. Mba velomy ny fitiavako, Ka tohano ny fandehanako, Mba hanarahako ny lalana izay nalehanao.Boh láska je Eu Te Exalto عمدوني БОЖЕ КАК ИСКАМ W objęciu Jezusowym U liefdeslied vir my Tápláló szent kenyér Удаляй печаль от сердца твоего Lord I lift your Name Почему в нашем сердце так часто
Song not available - connect to internet to try again?