Inona re no mahavonjy ? Ny Ran'i Jeso Kristy. Ary ny nanavotan'ahy ? Ny Ran'i Jeso Kristy. He! sarobidy tokoa, Manome fo vaovao; He! tena mahasoa, Jesosy ô! ny Ranao. Inona no hanamasina ahy ? Ny Ran'i Jeso Kristy. Ny hamelana heloka ahy ? Ny Ran'i Jeso Kristy. Inona no miaro ahy ? Ny Ran'i Jeso Kristy. Ary ny mahamarina ahy ? Ny Ran'i Jeso Kristy.天开了天开了 La tumba le encerró Yo te exalto Ny alina ho lasa Milující král Nos volvemos hoy a ver ТИ СИ МОЙ ЦАР Где Ты Творец в ночи дающий песни Never again Знаешь ли ручей
Song not available - connect to internet to try again?