Ny hazo fijaliana, Ry Jeso Tomponay, Dia tena fitoriana Fa tianao 'zahay. Ny hazo fijaliana Dia manambara izao Fa be ny fahoriana Nihatra taminao. Ny hazo fijaliana No mampiseho koa Fa tokony hariana Ny ota mahavoa. Isaoranay dia isaoranay Hianao, ry Tomponay, Fa be ny fitiavana Nataonao taminay.Una direzione يا صاحب الحنان Viens, ô Jésus, ton Eglise t'appelle ما أحلى حضورك ربي hạnt hạnt hạnt Миний гэрэл Бурхан Меһриңдә Сениң дуния гүлләнди اُز یانینگا چِک اية هي حقيقة ايمانك ىشەنىمدىن اتاسى
Song not available - connect to internet to try again?