Isaoranay Jehovah, Fa Tompo lehibe, Izay tsy mba manova, Ny famindramponao. Miorina aminay izao Ny fiangona-masinao ; Torina aminay Ny teny mampiray, Ka ravoravo izao Izahay miderà Anao ! Derao Jesosy Tompo, Izay Mpamonjinao, Hiraonao re, ry foko, Ny fitiavany. Haleloia ! haleloia ! Haleloia ! haleloia ! Jesosy avotray Dia Zanaky ny Ray Ny ainy no voaray, Hisolo helokay. Derainay, ry Fanahy, Izao ny asanao, Tsy misy mampanahy, Izay tarihinao, Ka anjakao re, ny fonay, Arovy ny fiangonanay, Velomy izahay, Ataovinao mahay Manoka-po izao Handray ny aim-baovao !Esti păstorul meu, Isuse Бизлердиң Қудай Будь благословен hllwyạ hllwyạ fy qlb ạlknysẗ ạ̉my Господи, зову Тебя Otče Ťa chválim รักยิ่งใหญ่ Great is Your Love Oh santísimo, felicísimo О Слово дорогое
Song not available - connect to internet to try again?