Isaoranay Jehovah Tomponay, isaoranay Andriamanitray; fa be fitia ny Tomponay, ny Tompo tia anay, Mpanjaka tia, Mpamindra fo. Deraina Hianao. Isaoranay izao, fa be fiantra Hianao, Mpanjaka be fitia. Isaoranay ny Tomponay. Ny tany aty mandray fitahiana; ny lanitra ary mamoaka ny soa, ka misy tokoa ny vokatra tsara, Jehovah Tsitoha manambina anay. Deraina ny Anaranao Andriamanitray. He! faly izahay izao manao ny hiranay! Isaoranay Andriananaharinay Mpanjaka be fitia.Ceasul vremii ومىردەگى بار اسىلدىڭ، ساعان قۇنى جەتپەيدى Spoločne na palube Gjør mitt liv til en lovsang Будь скор чтоб слышать Божье يحمدك الشعوب Patrz, kto stoi u twych drzwi! Júregim qýanyshqa toly ความสุขวันคริสต์มาส ليه مارجعش
Song not available - connect to internet to try again?