Izahay ankizy Te hidera Anao, Ry Jeso Mpamonjy ! Ka henoy izao. Zanaky ny Avo, Jeso Tomponay, Faly sady ravo Raha hatoninay. Te hifalifaly Izahay izao ; Hira mifamaly, Tianay hatao. Te hiravoravo Miaraka aminao Nefa mavomavo Ka antsoy izao. Te hisoka-bava Hankalaza Anao ; Hira lalandava Satrinay hatao. Sambatra ny zaza ! Izay trotroinao ; Na kamboty aza, Tonga zanakao.Сүйүү - бул жарык күн, жаркытат жүздөрдү Istenem, jöjj segítségemre Haleloia, deraina Na Siem Salem Thak ! Sekalipun Diriku Dapat Berkata-kata Որքան Կուզեմ, Որ Տեր Իմ This is the song of heaven The angels sing Распятие wǒ méi yǒu huī xīn guò Бен ве Ев Халкъм Раббе Куллук Едеджеиз
Song not available - connect to internet to try again?