Izahay natao batisa, Voarain'ny Tomponay, Ary efa voaisa Mba ho Zanaky ny Ray ; Voavelany tokoa Ny fahadisoanay ; Nefa mbola mora voa, Mora resy izahay. Na ny asa, na ny teny, Na ny hevitra ao am-po, Mbola tsy madio ireny, Ka diovy Tompo ô ! Mora aminay ny ratsy, Sarotra aminay ny to ; Mba ampio tsy ho resy Izahay, ry Tompo ô ! Raha mbola atý an-tany Izahay izay zanakao, Mba ampio tsy ho lany Ny finoanay Anao. Ry Jesosy Tompo soa, Tano mafy izahay, Mba ho azonay tokoa Izay anjara lovanay.Princes et princesses Пусть на пороге неведомых дней أنا جايلك قلبى ذليل ربي تسبيح قلبي Jesus wir erheben dich Herra Jeesus verellänsä Свеча Días de Elías Ti amo Mensajeros Del Maestro
Song not available - connect to internet to try again?