Izaho dia zaza Malemy, osa fo, Fa na izany aza, Mba ondrin'ny Jeso. Arý an-danitra Izy Mitsinjo ahy koa, Satria ny ankizy Dia tiany tokoa. Anefa ko akaiky Jesosy mamiko, Fa Izy dia manaiky Ho eto amiko. Manafa-tahotra ahy Ny tsorakazony, Manaisotra ahiahy Ny fitiavany. Izao tsy mbola hita Ny endrik'Izy izay, Fa raha arý am-pita Hiahona izahay.Само вярвай! Baxt izlama oʻzga makondan Яви Свою славу بحب ياربي بلدي ربي يسوع علمني Чок хастайъм бен, Аллахъм Vilken vän jag fann Yo tengo gozo, gozo هيـا مؤمنـون 张开你的口
Song not available - connect to internet to try again?