Hoy Jesosy Tompo 'zaho no fananganana Fananganana ny maty sy fiainana 'Zay rehetra mino Ahy na dia maty aza Dia ho velon'indray, ho velon'indray, ho velon'indray Satria velona Aho, Ho velona hianareo Aza matahotra fa (ho velon'indray)3 Maharavo fo ny teniny henoy indray koa 'Zay rehetra velona ka mino Ahy tokoa Dia tsy ho faty mandrakizay hatsangako Ka ho velon'indray, ho velon'indray, ho velon'indray Satria velona Aho, ho velona hianareo Aza matahotra fa (ho velon'indray)3 0 ! Jesosy Tompoko indro re ampitomboy Ny finoako Anao, ny herinao asehoy Tompo iantrao ny foko tsy finoako vonoy Mba ho velon'indray, ho velon'indray, ho velon'indray Mino Anao tokoa ny foko Jesosiko Feno toky aho, fa (ho velon'indray)3You raise me up O Panie weź serce me تن تن تن Величие Твоё постичь не в силах zhǔ zài kāi dào lù Nový rok beží Yo Vencere Мария Iata-ma smerit de Maiestatea Ta ميدلي
Song not available - connect to internet to try again?