Manatòna re, rankizy, Ny Mpamonjy avotrao, Fa henoy, miantso Izy, Izao fotoana anio izao : « Zaza be faniasia, Miverena hianao ; Ondry kely, malakia, Manaraka Ahy izao ! » Ny devoly andosiro, Ka ny ota ialao, Fa ny tsara no fikiro, Tiavo re Jesosinao ; Miovà ka manenena Noho ny ota izay natao, Raisonao ny famonjena Ka hazony hatrizao. Miaingà ka manompoa An'i Jeso Tomponao, Tanteraho avokoa Ny anjara asanao ; Halaviro re ny laina, Miasà ka mazotoa, Hatanjaho re ny saina Mahareta, mandrosoa.Аллах'ъм Бени Дене رِبّیم سِنی سُییَرین Каалаймын Теңирге жагууну, Ár kúnde Isa maǵan qajetsiń In Na Yi Tunani Sosai نلت الحياة الأبدية تعليق 4 Эй ϸри меҳрубонам Těším se na ten čas yạ qdws
Song not available - connect to internet to try again?