Izao Jesosy Tompontsika Dia nasandratry ny Ray Ao an-tsezam-panjakany ; Izay rehetra nialany // Voarainy indray // Tsy hadinony anefa Izay nilaozany tatý, Fa omeny ny Fanahy Mba hitondra sy hitahy // Ny mpianany // Ao anilan-dRainy Izy Manam-boninahitra, Ka miderà Azy any Izay rehetra anjakany // Eran-danitra // Tompom-pitsarana Izy, Samy mba hatsangany, Na ny ratsy na ny tsara, Ka homeny izay anjara // Valin'asany // He ! hohitantsika Izy, Dia ny tena endriny, Ka ny lova soa homena Izay nandray ny famonjena // Voatendriny //Тихая ночь окружала в саду Танръ Яраттъкларъна Бактъ أنا ليا إله عينه عليا Все небеса да хвалят Воскресшего bạgẖny byn ạlnạs Un cuore puro Neredesin, sen Allahım ? Синее небо чайки над морем تعالوا نركع Верю я Ты дивный Избавитель
Song not available - connect to internet to try again?