Izao manatrika Anao, Ry Jesosy, izahay, Indro tokantrano vao No hoarina indray. Izahay mangataka ; Ny tsodranonao omeo, Ka avia hanapaka Ny fiainan'izy ireo. Ho Kristiana velona Anie ny zanany, Ho vavolombelona Fa Anao ny tenany. Aoka mba hamiratra Ny filazantsaranao, Velona hanaraka Ny fonay ka hazavao. Ka ny fiangonana Hanompoanay Anao, Hanana olom-banona Faly ny hiasa ao. Antenainay marina, Fa Hianao hanohana Izay firaisa-masina, Hisy fahasoavana.Thank you thank you Jesus in my heart Keď slnka jas a svetlo hviezd hasne nám 'Ku Beroleh Berkat يسانى تۇسىنبەدىك ٴبارىمىز دە Pharoah, Pharoah Yaşam Kaynağısın Бүү Ай Selama Bumi Didiami ạftḥ bybạnk Տեր Դու Սուրբ Ես Մեկը Չկա Քեզ Պես
Song not available - connect to internet to try again?