Izao rehetra izao dia mankalaza Anao, Ry Ray Mahery, Tomponay tokoa, Ny zava-boahary no asan- tananao Ka tsara indrindra sady soa. Miondrika aminao izahay madinikao Midera Anao, ry Rainay be fitia ! Ampio izahay, ary mba arovinao Ny fonay mba tsy haniasia. Ry Rainay be fiantra, tariho izahay Ho tonga zaza tia ny mazava, Hifaly ao an-danitra ao rahatrizay Ho sambatra any lalandava.Յու Հու Յու Հու Daj prebudenie! Құдай отбасын қалайды Воззову Върви напред Butrus va Yuxanno maʼbadga ạlsmạʾ tʿln อยากจะเห็น شاپالاقتايمىن THROUGH THE VALLEY OF THE SHADOW
Song not available - connect to internet to try again?