Tsy misy masina tahaka Anao Ry Andriamanitra Ray ô! Tompon'ny fahalalàna Sy henika ny voninahitra Ianao Lay mahavelona sy mahafaty Lay mampisandratra sy manpietry Anao ny hery sy ny fahalehibiazana Ry firenena ô! izay mbola lavitra Ny fahamarinana Meteza ka mihainoa ny Teniny F'Izy hitarika anao Izy no nanao antsika Izy no mitrotro antsika Izy no mitondra antsika Mpanafaka amin'ny fahoriana Ny zavaboary noforoniny Dia miova sy miserana F'Izy dia efa nitoetra hatrizay Sy maharitra mandrakizaySvätá Božia láska Вечный край таинственный далекий Дай нам Боже Любовь Пустыней греховной, земной Гиттим Татлъ Иса'нън Хачъна Is He Worthy Qolyat cәngә çıxdı 主啊我们有一个心愿 يسوع يدعوك ʿlmny̱ ạ̉ntẓrk
Song not available - connect to internet to try again?