Ry Andriamanitra nahary, Isaoranay ny Anaranao Nasehonao miharihary Ny herin'ny fitiavanao: Fa ny Fiangonanao najoro Ho fiorenam-pahamarinana, Dia vatolampy tsy hikoro Sy andry azo ifikirana, Ny teninao, Jeso Mpandresy, No nifahiran-dRasalama Tanaty memy nifanesy Sy fiakarana malama: Fa ny Fiangonanao sns... Ny tranomaizim-pijaliana, Nampian'ny lefona mifofo, Nanjary hiram-pihobiana Nandresy lahatra ny nofo: Fa ny Fiangonanao sns... Ilay nantsoina ho maritiora, Fitarikandro nanazava, Namerovero toy ny miora, Nandroaka aizina hisava: Fa ny Fiangonanao sns...هل أطرق بابك THE ENDEAVOUR BAND ạlnwr ạlly Un vaso A Deus demos glória أعظمك يارب Innalzati e salvami Wherever I am I'll praise Him Бог я стою пред Тобой Вера ты кровью стекала
Song not available - connect to internet to try again?