Jehovah Ray Malala ô ! Izay ao an-danitra ao, Henoy ny fivavahako Ataoko Aminao, Fa Jeso Kristy Zanakao No tena sorona Izay entiko ho Aminao, Mpamela heloka. Jehovah Ray Malala ô ! Izay ao an-danitra ao, Henoy ny fivavahako Ataoko Aminao, Fa Jeso Kristy Zanakao No tena sorona Izay entiko ho Aminao, Mpamela heloka. Ny fikapohana, izay Ataonao amiko, Dia misy fananarana Mba hibebahako ; Ny fahafatesana, izay Ho tonga koa izao, Dia làlana halehako Ho any Aminao. Mba raisonao ny tanako, Tantano aho izao, Fa zazabodo, Raiko ô ! Ampio ny zanakao Na tondraka ny rano re Ka safononoka ao, Ny faty tsy ho tahotro Hodiako Aminao.Слышу что ты загрустила Abba SENI KUTAMAN اسمان تىرەپ توولورۇ قىرعىزىمدىن Гьоркемли Раб Ouvre le ciel Rabbim Isoga raxmat Боже дай мне Дух Святой сердца жажду утоли Kruin: Majesteit Sur ton Eglise universelle
Song not available - connect to internet to try again?