Jehovah Tompo no itokiako, Fa mampitombo ny fifaliako, Ny fo sy saiko miankina aminy ; Izay ilaiko omen'ny taniny, Ka tena aiko ny toro-heviny. Ampio aho, Jehovah Tompo ô ! Fa mitalaho izao ny zanakao, Omeo hery hitanako ny to, Mba tsy ho very ny rakitra ao am-po ; Hianao irery no iankinako. Ry Kristy Tompo, mba mamonje anay Mba ho mpanompo mazoto izahay, Mpiasa tsara ankasitrahanao, Izay manambara ny fitiavanao Ka hiafara eo anatrehanao.Әке, Иса, Киелі Рух Lucruri noi O, nu-s mai tari ispitele ca harul هتعمل بيَّ إيه Si Jesús guía mis pasos Prima che le pietre gridino فرح ربي Jézus anyja yạ ạbn ạllh شُهراتلا رِبّی
Song not available - connect to internet to try again?