Jereo ny Mpamonjy Izay miakatra Ho ao Jerosalema Hanao ny avotra ; Na dia be ny ratsy Mikendry Azy ao, Ny mba hamonjy azy No tiany hatao. Tsy biby manan-daza No nitaingenany Tsy ny hitady laza No nihaviany, Kanefa manan-kery Handresy ho anao. Ny ratrany irery No aina ho anao. Ilay voasatro-tsilo Noho ny helokao Dia mety sy maniry Mba ho Mpanjakanao Ny rany sarobidy Omeny ho anao; Ny lanitra nihidy Misokatra aminao. Ampio mba ho haiko Hatolotra Anao, Jesosy ô ny aiko Ho voninahitrao ; Velariko ny foko Eo anoloanao, Tsy misy tsy ho foiko Mba hodiovinao. Hosana ! ry Mpamonjy, Hiraiko ho Anao Fa mamin'ny tra-bonjy Ny fiderana Anao. Hosana, Tompo tsara ! Soava dia izao ! Handresy ny devoly No anton-dianao.Кутсал Рух'ун Атеш Гиби Ey Xudovand На святой земле, мы стоим на святой земле نباركك يا مليك المجد Így jött közénk fjr ạlbrkạn İsa Mesih Rab'dir, İlan Edin! khalkhi daedzebs tavis gmirebs Tayar bolayın Масихга қараймиз
Song not available - connect to internet to try again?