Jeso Kristy be fiantra ! Mba Jereo izahay Very amin'ota. Hianao Mpiandry tsara, Raisonao izahay Very toy ny ondry. Fombanay ny tia ratsy, Mba ovay ho vaovao Ny fonay izay ratsy. Zazabodo sy mahantra, Izahay raha atý, Tsy mba manan-kery. Hianao no Vatolampy, Tanjakay, Avotray, Hery sy Ampinga.MƏLƏKLƏR ETDİ AGAH Магтан дуулъя магтан дуулъя Więc wstań i idź zdrów أنا على صورتك Когда я в бурях испытаний تەك سەن ٴۇشىن اكە ạ̹ny̱ ạ̉ḥb ạlrb يسا بالالاردى سۇيەدى Осмон узра фаришталар 约旦河的水
Song not available - connect to internet to try again?